Entrée | 1 hena ratsy |
Mots élémentaires | 2 hena, ratsy |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 ilazana ny hena nozaraina tamin' ny mpandevina [1.1] |
Exemples |
5 Ary ny zavatra tsy hanin' ny mitana ny sampy sy ny fadiny : ny kisoa, ny osy, ny sifotra, ny tongolo, ny henaratsy, ny henan-doza, ny tono avadika, ny tra-droatra, ny tono manompo, ny vary sangàna, ny toditra, ny anantarika, ny anamafaitra. [2.857#] |
Synonymes | 6 henam-paty |
Anagrammes | 7 hasetrany, hatresany, hena ratsy, hitserana, itresahan, nasehatry, nisehatra, nitresaha, tresahina |
Mis à jour le 2023/01/17 |